|
|
|
|

Teny iditra1 fanonkona
Fototeny  2honkona
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba ametahana honkona.
5Azo hamafisina amin' ny honkona: Tsy fanonkona itỳ fiasana itỳ. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12