|
|
|
|

Teny iditra1 fanonga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3zaka nalaina avy amin'ny olatra mba hampitomboana ny koba rehefa manao mofo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4levure. [1.13]
Voambolana  5 Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  6 fangona, 7 fanonga, 8 fongana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12