|
|
|
|

Teny iditra1 fanondrotana
Fototeny  2sondrotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano.
5/ Fanondrotana karama
. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action d’élever, de promouvoir, le motif. [1.3#629]
Ohatra  7 Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy. [2.649#]
8 Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12