|
|
|
|

Teny iditra1 fanondritana
Fototeny  2tondritra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany tsara: ankinina amin' ny tratra ny lohany ary somary aingaina kely ny tongony. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanondritana, 6 fintana andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12