|
|
|
|

Teny iditra1 fanondrane
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo fisaka araviravy eo ambanin' ny fitoerana amin' ny lakana mba hametrahana entana. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4 Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12