|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanome |
| Fototeny | 2ome |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manome: Toy izao no fanome fahatsiarovana.
5Azo omena matetika: Itỳ fanafody itỳ no fanome ny zazakely. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qu’on peut donner, celui à qui l’on peut donner, manière de donner.
[1.3#464] |
| Ohatra |
7 Ary ny fanome voninahitra ny ambassadors dia hataonay.
[2.366#]
8 fa lany ny vola fanome ho an'ny Mpampianatra any avaratra. [2.59#] |
| Fivaditsoratra | 9 fameno, 10 fanome, 11 fomena, 12 mañefo, 13 mañofe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|