|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanombana |
| Fototeny | 2omba |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 fanombana |
| Fototeny | 6tombana |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana.
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 9 fañombana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11fandoavana (sakafo, rano, ets.).
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 12 fañombana, fanombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|