|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanomba
Fototeny  2omba
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manomba, na misakobona amin' ny lamba na zavatra hala. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 fañomba
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7fifanampiana, farimbona. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  8 fanomba, fañomba, 9 fombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02