|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanolorana |
| Fototeny | 2olotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité.
[1.3#461] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanolorana |
| Fototeny | 7tolotra |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny.
10Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif.
[1.3#718] |
| Ohatra |
12 koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa.
[2.59#]
13 Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. [2.285] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|