|
|
|
|

Teny iditra1 fanolahana
Fototeny  2tolaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanodinana (ny varavarana amin' ny lahin-tsaviliny); familiana, famindrana, fanilihana. [1.1]
5familiana lalana zavatra iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6dérivation. [1.13]

Fivaditsoratra  7 fanalohana, 8 fanolahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12