|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanoka
Fototeny  2soka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manoka, na manisy soka, zavatra fanamaintisana.
5Azo asiana soka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce qu’on peut plonger dans la teinture noire, manière de plonger. [1.3#617]

Teny iditra (2/2)7 fanôka
Sokajin-teny  8 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9mendrika, antonona. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  10 fanako, 11 fanoka, fanôka, 12 fonàka, fonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03