|
|
|
|

Teny iditra1 fankasitrahana
Fototeny  2sitraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany.
5Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny.
6Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7thankfulness; a reward. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8approbation ; remerciement, gratitude. [1.8]
Kamban-teny rehetra  9mari-pankasitrahana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02