|
|
|
|

Teny iditra1 fankasiahana
Fototeny  2siaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana izay hahatonga hasiaka: Tandremo ny fankasiahana an' io alika io fa manaikitra io. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanakisahana, 6 fankasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12