|
|
|
|

Teny iditra1 fankaherezana
Fototeny  2hery
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana.
5Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6action de fortifier. [1.3#238]
Ohatra  7 Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [2.117#3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12