|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanjoko |
| Fototeny | 2joko |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomban' ny olona manjoko, miondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampahonena fa tsy tokony hampihomehy ny fanjokon' ny olona be taona.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fanjoko |
| Fototeny | 6fanjo |
| Sokajin-teny | 7 anarana fanjo sy mpisolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|