|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanjera
Fototeny  2zera
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manjera, mandavo, mandaboka.
5Azo azera. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 fanjera
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8kanonta hazo. [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12