|
|
|
|

Teny iditra1 fanjariana
Fototeny  2zary
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de se changer. [1.3#869]
Ohatra  6 Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao. [4.26#]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 12 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 fanjairana, 9 fanjariana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11