|
|
|
|
Teny iditra
1
fanjanjanana
Fototeny
2
janjana
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Famelezana mafy.
5
Fanaovana zavatra maty paika, fanapahan-kevitra hentitra tsara.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12