|
|
|
|

Teny iditra1 fanjakazakana
Fototeny  2zakazaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4domination. [1.13]
Ohatra  5 Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra? [1.369#]
6 Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany. [2.503#]
7 Raràna ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana. [1.320#]
Voambolana  8 Pôlitika
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08