|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjairana |
| Fototeny | 2zaitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the act of sewing, sewing.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L'action de coudre, l’instrument, l’endroit.
[1.3#866] 7couture. [1.8] |
| Ohatra |
8 Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava.
[2.445#]
9 ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606#] |
| Kamban-teny rehetra | 10milina fanjairana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 fanjairana, 13 fanjariana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|