|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanitsaka |
| Fototeny | 2hitsaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manitsaka, manosy, manao tsinontsinona.
5Azo hitsahina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qui mérite d’être foulé aux pieds, que l'on méprise, la manière de mépriser.
[1.3#252] |
| Ohatra |
7 ny tsy hisondrotan'ny ambany fa ho fanitsaka mandrakizay!
[2.503#]
|
| Fivaditsoratra | 8 afantsika, 9 fanatsika, 10 fanitsaka, 11 fitsakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|