|
|
|
|

Teny iditra1 fanitarana
Fototeny  2itatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty.
5Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra.
6Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7L’action d’agrandir, d’élargir, de développer. [1.3#286]
8extension. [1.13]
Ohatra  9 atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy. [2.285#]
10 Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny. [2.472#]
Kamban-teny rehetra  11fanitaran-dresaka

Fivaditsoratra  12 añintafara, 13 fanitarana, 14 faritanàna, 15 fatan' arina, 16 fiatranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08