|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanisihana |
| Fototeny | 2sisika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fampidirana, fanosohana, fanampiana.
5Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanisihana |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8fanasarahana litera na teny amin'ny alalan'ny vy iva noho ny litera.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9espacement.
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 10 fanihisana, 11 fanisihana, 12 fihasinana, Fihasinana, 13 hanifisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|