|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 faniry |
| Fototeny | 2iry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4ce qu'on veut désirer, désirable, manière de convoiter.
[1.3] |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 6 faniry |
| Fototeny | 7tsiry |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Fomba na toetran' ny zavatra maniry: Tsara faniry itỳ taho-mangahazo itỳ.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 10Tsiazompaniry |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 12 faniry |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14(de tsiry : jeunes pousses) Nom des plantes à croissance rapide.
15Plus spécialement : Gomphocarpus fruticosus (L.) W.T. 16Aiton (Apocynaceae). 17Très commune surtout dans les lieux humides. 18Médicinale. 19Excellent cardiotonique. 20De culture beaucoup plus facile que les strophanthus. 21Peut être également exploitée pour les fibres textiles d'excellente qualité que fournissent ses tiges.. [Sihanaka] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 23 faniry, 24 finira, 25 firina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|