|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 faniriana
Fototeny  2iry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako. [1.1]
5vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6a desire, a wish. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7désir, souhait. [1.8]
8envie. [1.13]
Voambolana  9 Ontam-po
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 faniriana
Fototeny  12tsiry
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra. [1.1]

Fivaditsoratra  15 faniriana, 16 firianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02