|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 faniraka |
| Fototeny | 2iraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina maniraka.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 faniraka |
| Fototeny | 6iraka |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Voatendry matetika hanao iraka: Izaho no faniraka ato an-trano, hoy Ikoto.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 9 Afrikana, 10 fanakira, 11 faniraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|