|
|
|
|

Teny iditra1 fanirahana
Fototeny  2iraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy.
5Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanahirana, 7 fanirahana, 8 fiharanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12