|
|
|
|

Teny iditra1 fanintelony
Fototeny  2intelo
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Famerenana asa iray hatramin' ny intelo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [faninTElo] [1.75#xlvii]
Fanazavàna teny frantsay  5pour la troisième fois. [1.3]
Ohatra  6 Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka. [2.472]
7 Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. [2.470]
Haiendriteny 
8 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12