|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 faninakinaka |
| Fototeny | 2hinakinaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5celui qui mérite les coups, manière de battre.
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 6 faninakinaka |
| Fototeny | 7hinakinaka |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|