|
|
|
|

Teny iditra1 fanimbana
Fototeny  2simba
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu. [1.3#606]
Ohatra  6 Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445#]
7 Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643#]

Fivaditsoratra  8 fanambany, 9 fanambina, 10 fanimbana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12