|
|
|
|

Teny iditra1 fanilisily
Fototeny  2silisily
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manilisily na tsy manome afa-tsy kely bitika: Mahotsikaiky itý fanilisilinao ny zavatra omenao ny mahantra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12