|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanilihana |
| Fototeny | 2ilika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette.
[1.3#278] |
| Ohatra |
6 Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
[2.587#]
7 Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony? [1.369#] |
| Fivaditsoratra | 8 fanilihana, 9 fihilanana, 10 lany fanahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|