|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fania
Sokajin-teny  2 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3Fomban' ny olona mania, diso lalana, mivily amin' izay tsy izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4faninana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5action de concourir, émulation.
6§ faninànana.. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/2)7 fania
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9Liane qu'on écrase avec de l'eau pour préparer un poison de pêche (d'après Samat).
10Peut-être une autre prononciation pour fangy .. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  12 afina, 13 anifa, 14 fania, 15 fiana, fi~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03