|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 fangotsohana
Fototeny  2hotsoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaintainana. [1.1]
Tovy hevitra  5fangotsongotsohana

Teny iditra (2/4)6 fangotsohana
Fototeny  7hotsoka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany.
10Fetsy holoka.
11Fetsy. [1.1]

Teny iditra (3/4)12 fangotsohana
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14Bibikely karazana fanday fahita eny amin' ny ravin-javatra toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15[Rel.
16s.
17from mangotsoka (hotsoka).] An insect with very prickly hairs.. [1.2]
Voambolana  18 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)19 fangotsohana
Fototeny  20hotsoka
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22(de hotsoka : douleur violente des organes profonds) Préparation qu'absorbaient certains lutteurs avant le combat.
23Elle était censée favoriser l'apparition de douleurs chez l'adversaire et les empêcher, au contraire, chez celui qui la buvait.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  24 Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12