|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fangotraka |
| Fototeny | 2hotraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mangotraka, mafana mivaivay, mandevy: Efa ampy ny fangotraky ny rano fa vonoy amin' izay ny afo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|