|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fangoronana |
| Fototeny | 2horona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanodinana hivoromborona: Fangoronana tady.
5Fandanonana, fakana miaraka: Fangoronana ny lamba nahahy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the act of gathering together and confiscating; the act of rounding up; selfishness.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7action de ramasser; action de confisquer; la chasse.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8fanapoirana amin'ny alalan'ny fangoronana miandalana |
| Fivaditsoratra | 9 fangoronana, 10 fanongorana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|