|
|
|
|

Teny iditra1 fangoloka
Fototeny  2holoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Faran' izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin' iny olona iny fa lehilohy fangoloka iny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12