|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fangirika |
| Fototeny | 2hirika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mangirika, mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon' ny hafa.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fangirika |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7fitaovana kapohina fanaovana lavaka kely amin'ny rindrina.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8tamponnoir.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Fitaovam-piasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|