|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fangirihana |
| Fototeny | 2hirika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandoahana: Fangirihana hazo.
5Fitadiavana hahalala izay ao am-pon' ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaovany izany fanontaniana izany. 6Faniriana mafy haharo: Fangirihana an' io fanaka io no nisamborany vola. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 fahangirina, 8 fangirihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|