|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fangeja
Fototeny  2geja
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mangeja, mamatotra mafy. [1.1]
5fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6garrot. [1.13]
Tovy hevitra  7figejana

Teny iditra (2/2)8 fangeja
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  11mandrin. [1.13]
Voambolana  12 Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12