|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fangatsiaka |
| Fototeny | 2 hatsiaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mangatsiaka na ny olona mahatsiaro hatsiaka: Tsy zakako ny fangatsiakan' ny andro atỳ
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|