|
|
|
|

Teny iditra1 fangataka
Fototeny  2hataka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy.
5Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07