|
|
|
|

Teny iditra1 fangasihasy
Fototeny  2hasihasy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12