|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fanganga |
| Fototeny | 2anganga |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Olona manana toetra ratsy mahamenatra; tafahoatra amin' ny toetra tsy mendrika ananany.
5Mikiakiaka matetika amin' ny ditrany (zazakely). 6Avo vava na mahay vava (vehivavy).. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7outré, qui dépasse les bornes en tout.
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 8fangangan' olona |
| Teny iditra (2/3) | 9 fanganga |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11sady fetsy no mangalatra.
[Bara]
[1.78] |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 13 fanganga |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
15A kind of poisonous hofika.
16Same as hofikara. [Provincial] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17(comme fangahanga) Nom de l'igname amère et vénéneuse, surtout : Dioscorea sansibarensis Pax (Dioscoreaceae).
18La toxicité est due à la fois à des glucosides cyanogèniques et à des cardénolides (voir aussi hofika).. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 20hofikara |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|