|
|
|
|
Teny iditra
1
fangalahala
Fototeny
2
hala
ha
la
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Toetran' ny zavatra madio mangarangarana:
Mba tiako loatra ny fangalahalan' ny rano any an' ala
.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12