|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fangaika |
| Fototeny | 2gaika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mangaika, mamatotra mafy.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fangaika |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7tapa-takelaka mampitambatra piesy roa na maromaro.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8gousset.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Haitao |
| Fivaditsoratra | 10 fangaika, 11 fiakanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|