|
|
|
|

Teny iditra1 fanevatevana
Fototeny  2tevateva
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4L’action de mépriser, d’insulter, le motif. [1.3#701]
Ohatra  5 io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana. [1.519#]
6 Anontaniany ny olona, dia kapohiny sy levileveny, satria, hoy izy, tsy hisy Mpanjaka hahazaka fanevatevana toy izany. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12