|
|
|
|

Teny iditra1 fanetsiketsehana
Fototeny  2hetsiketsika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mila fanetsiketsehana itỳ fikambanana itỳ fa mitady hatoritory. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12