|
|
|
|

Teny iditra1 fanetsaketsahana
Fototeny  2etsaketsaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famelezana mafy tsy an-kisesy; fandarofana, famangoana, fanavokavohana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12