|
|
|
|

Teny iditra1 fanetrena
Fototeny  2etry
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampidinana ho iva, fampihenana, fandetsena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the act of abasing or humiliating. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6action d'abaisser, d'humilier. [1.8]
Voambolana  7 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  8fanetren-tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08